VOATENDRY NY MINISITRY NY FILAMINAMBAHOAKA

📜 Araka ny didim-panjakana 2025-1037 manendry amin’ny ampahany ny mpikambana eo anivon’ny Governemanta, tamin’ny 7 Oktobra 2025, dia Voatendry ho Minisitry ny Filaminambahoaka manomboka androany 7 Oktobra 2025, ny Contrôleur Général de Police RANDRIAMBELO Mandimbin’Ny Aina. 👮‍♀️ Izy no vehivavy