▶️ Tontosa ny marainan’ny 8 Oktobra 2025 tetsy Anosy ny lanonana fifamindram-pitantanana teo amin’ny Minisitry ny Filaminambahoaka teo aloha, ny Inspecteur Général de Police RAKOTOARIMANANA Herilala sy ny Minisitry ny Filaminambahoaka vao nandray ny asany, ny Contrôleur Général de Police
