đ€ Polisimpirenena manakaiky ny vahoaka đ Tontosa ny 18 oktobra 2025 tao aminâny Tranompokonolona Tsiroanomandidy ny fampiofanana natokana ho anâireo lehibenâny Fokontany miisa 16, « quartiers mobiles » ary mpikamban’ny andrimasom-pokonolona, nokarakarainâny DRSP Bongolava ho fanamafisana ny fiaraha-miasa aminâny Polisimpirenena sy ny
