✅ Ady amin’ny asan-jiolahy 👮♂️ Jiolahy iray tafiditra ao anaty andian-jiolahy mpanao fanafihana mitam-piadiana miharo herisetra sady lehibena mpanendaka, no maty nandritra ny fifandonana tamin’ny Polisin’ny Service Central Anti-Gang (SCAG) ny alin’ny 23 oktobra 2025, teny Ankadimbahoaka. 🚨 Nisy nanome
