– Miseho amin’ny endrika samihafa ankehitriny ny asa ratsy fisolokiana ka fomba marobe no entin’ireo olon-dratsy manao izany. – Naharay fitarainana momba ireo ny Polisimpirenena ary efa manao ny fanadihadiana hahatratrarana ireo tompon’antoka amin’izany. – Anisan’ireo fomba fisolokiana hita amin’izao
