Ady amin’ny asan-jiolahy – Mpangalatra sy mpanendaka miisa fito lahy no voasambotry ny Polisy avy ao amin’ny Kaomisaria Boriboritany faha-2, Mahabibo Mahajanga, nandritra ny hetsika manokana nataon’izy ireo nandritra ny herinandro. -Ny voalohany, mpanao sinto-mahery telo lahy no tra-tehaka rehefa
