Ady amin’ny fisolokiana – Naharay fitarainana ny Polisy ao Toamasina ny 28 oktobra 2025 fa nisy olona voafitaka rehefa nividy vato sarobidy « rubis ». – Rehefa andeha ho amidy ka natao fitiliana ireto vato vao fantatra fa hosoka, ny volabe anefa
MINISTERE DE LA SECURITE PUBLIQUE
Ady amin’ny fisolokiana – Naharay fitarainana ny Polisy ao Toamasina ny 28 oktobra 2025 fa nisy olona voafitaka rehefa nividy vato sarobidy « rubis ». – Rehefa andeha ho amidy ka natao fitiliana ireto vato vao fantatra fa hosoka, ny volabe anefa
-Nisongadina androany maraina ny fitsidihana voalohany nataon’ny Minisitry ny Filaminambahoaka, ny Inspecteur Général de Police ERICK MICHEL Wouli Soumah Idrissa, teny amin’ireo rafitra fototra eo anivon’ny Polisimpirenena ; dia ny teny amin’ny foibem-pibaikoana ny Polisimpirenena etsy Anosy, teny amin’ny Kaomisaria