✅ Ady amin’ny fanolanana – Voasambotry ny Polisimpirenena miasa ao amin’ny Kaomisaria Mahamasina ny 05 novambra 2025 maraina ny lehilahy iray, 20 taona, tratran’ny fokonolona ambodiomby nikasa hanolana zaza vavy 6 taona teny Anosibe, akaikin’ny pharmacie Volahanta. – Voasoroka noho
