MPIASA IRAY AVY AO AMIN’NY JIRAMA VOASAMBOTRY NY POLISIMPIRENENA : NOTORIAN’NY JIRAMA SY NY MINISITERAN’NY ANGOVO SY NY AKORONAFO NOHO IREO FANDIKAN-DALANA NATAONY

📅 Nahavoaray fitoriana avy amin’ny Minisiteran’ny Angovo sy ny Akoranafo sy ny Jirama, mahavoakasika mpiasa iray eo anivon’ny Jirama ny Kaomisaria Foibe Tsaralalàna ny 12 Novambra 2025. ⛔ Miisa telo lehibe no antony hanenjehan’ireo mpitory an’ity mpiasan’ny Jirama ity dia

MPAMILY TAXI BE 015 SY NY MPANAMPY AZY NOTAZONIN’NY POLISIMPIRENENA NOMENA FANANARANA SY FAMPIANARANA REHEFA TRATRA NINIA NANAO FANDIKAN-DALĂ€NA

🚔 Ady amin’ny fandikan-dalàna mifehy ny fifamoivoizana an-dalambe 📍Nosamborin’ny Polisy teny Ampefiloha ny mpamily taxi-be zotra 015 sy ny mpanampy azy rehefa nivily lalana tsy ara-dalàna teo amin’ny rond-point BMH Isotry, ny 11 Novambra 2025. ⛔ Tsy nety nijanona ity

NAMETRAKA PAIKADY MANOKANA NY POLISIMPIRENENA HANALEFAHANA NY FITOHANAN’NY FIFAMOIVOIZANA AMIN’IREO KIHON-DALANA MIVOAKA SY MIDITRA AN’ANTANANARIVO

👮‍♂️ Polisimpirenena mandrindra ny fifamoivoizana 🚗 Mitohy hatrany ny ezaka ataon’ny Polisimpirenena hanalefahana ny fitohanan’ny fifamoivoizana eto Antananarivo Renivohitra, indrindra amin’ireo kihon-dalana lehibe mivoaka sy miditra an’Antananarivo. Nojerena manokana nanomboka androany 12 Novambra 2025 ny teny amin’ny faritra Analamahitsy iny.