Ady aminâny fanondranana antsokosoko harem-pirenena.đđą Nandritra ny fisavana nataonâny fadintseranana ny entanâny sidina Ethiopian Airlines tao aminâny Seranam-piaramanidina Iraisam-pirenena Nosy Be Hell-Ville, ny 15 Novambra 2025, no nahitana valizy efatra (04) nahatratrarana sokatra miisa 56 tao anatiny.đźââïžđ Nantsoina avy hatrany
