FANATSARANA NY ASAN’NY BRIGADE FÉMININE DE PROXIMITÉ (BFP) MANERANA NY NOSY : NISY NY FIHAONANA NASIONALY NOTANTERAHINA TANY MAHAJANGA

🔹 Fanatsarana ny fomba fiasan’ny Brigade FĂ©minine de ProximitĂ©, mba hifanaraka amin’ny filan’ny vahoaka sy ny takian’ny vanin’andro ny tolotra omena azy ireo, ao anatin’ny fanatanterahana ny paik’ady « Polisy manakaiky ny vahoaka ». Izay no anisan’ny nisongadina tamin’ny fihaonan’ireo komandin’ny BFP

MINISITERAN’NY FILAMINAMBAHOAKA : TONTOSA NY FIFAMINDRAM-PAHEFANA TEO AMIN’NY SEKRETERA JENERALIN’NY MINISITERAN’NY FILAMINAMBAHOAKA MPISOLO TOERANA SY NY SEKRETERA JENERALY VAO NANDRAY NY ASANY

📜 Tontosa ny 17 Novambra 2025 ny fifamindram-pitantanana teo amin’ny Sekretera Jeneralin’ny Minisiteran’ny Filaminambahoaka mpisolo toerana, ny Commissaire Divisionnaire de Police TSARAMONINA Ravony Jean Victor sy ny Sekeretera Jeneraly vao nandray ny asany, ny Contrôleur Général de Police RANJAVOLOLONA Julie