🚓 Polisimpirenena miaro sy manampy ny vahoaka 🚧 Anisan’ny faritra tena betsaka fitohanan’ny fifamoivoizana ny eny Andohatapenaka, Coco Plastique, Ampasika, 67ha, CENAM ary Andavamamba ; manao ny fara-heriny ireo Polisimpirenena miasa eny amin’iny faritra iny indrindra amin’ny fotoana mahabe ny
