Ady amin’ny fiparitahan’ny zava-mahadomelina – Lehilahy iray 27 taona no nosamborin’ny Polisy ao amin’ny Sampan-draharahan’ny Ady amin’ny fidorohana sy fiparitahan’ny Zava-mahadomelina ao amin’ny faritra Diana, teo anoloan’ny biraon’ny fananan-tany, ao amin’ny Fokontany Lazaret-Nord, ny 1 Novambra 2025 noho ny fahatratrarana
