✅ Ady amin’ny fidorohana sy fipariahan’ny zava-mahadomelina – Ny 23 Novambra 2025 hariva dia nahazo vaovao avy amin’olona tsara sitra-po ny Polisimpirenena ao amin’ny Kaomisaria Boriborintany Voalohany – Camp des Manguiers fa misy trano iray ao Ankirihiry ahiahiana ho toerana
