-Fisorohana ny lozam-pifamoivoizana sy fanabeazana amin’ny fanarahan-dalàna – Manao hetsika manokana mahakasika ny fanarahan-dalàna sy ny fahamailoana ary fitandremana eny an-dalana ireo Polisimpirenena eto Antananarivo renivohitra nanomboka ny marainan’ny 26 Novambra 2025. Natomboka tetsy Anosy ny hetsika fanentanana mahakasika ny
