🚨 Fandraisana andraikitra momba ny filaminana sy fahadiovana 👤 Lehilahy iray tsy salama saina tao Morafeno no nandraisan’ny Polisimpirenena andraikitra ny alarobia 03 Desambra 2025 noho izy manakorotana fiarahamonina, mitondra antsy izy ary manambana ny hamely izay olona sendra azy,
