– Taorian’ny fitsidihana arak’asa nataon’ny Tale Jeneralin’ny Polisimpirenena, ny Commissaire Divisionnaire de Police TSARAMONINA Ravony Jean Victor tany amin’ny faritra Diana sy Sava ; ny fitetezana ireo sampan-draharaha sy fitaleavana teto Antananarivo dia nitohy tany amin’ny faritra Fitovinany izany ny
