– Lehilahy iray niditra an-keriny tao amin’ny tokantrano iray tetsy Antsalovana Antohomadinika ny maraim-ben’ny 15 Desambra 2025, nopoiriny ny trano ary lasany ny finday. Taitra ny tompon-trano ka niantso vonjy, ary niantso ny Polisy teo amin ny manodidina, vokany voasambotry
