– Izay mamboly hazo, manome aina. – Notontosaina ny 17 Desambra 2025 tao amin’ny Fokontany Amboara, Imerintsiatosika ny fanokafana amin’ny fomba ofisialy ny taom-pambolenkazo 2025-2026. – Ny Mpanolon-tsaina avon’ny Filohan’ny Fanavaozana, ny Médecin Kolonely ZAFIRASONDRY Ranoelison Marcellin sy ny Kolonely
