– Notanterahana ny Alakamisy 18 Desambra 2025 maraina ny lanonana fitokanana fotodrafitrasa vaovao izay natolotry ny andiany « MANEVA » ho an’ny Sekoly Manofana ho Inspecteur sy Agent de Police na ny ENIAP Antsirabe.Nataon’izy ireo dian-tanana ho mariky ny fianiavana
