KAMBOTY IVELAN’NY AKANY (KIA) : NAHAZO FANOMEZANA AVY AMIN’NY MINISITERAN’NY FILAMINAMBAHOAKA SY IREO MPIARA-MIOMBON’ANTOKA HIATREHANA NY FETIN’NY NOELY SY NY FARAN’NY TAONA

– Tsy diso anjara ireo zaza Kamboty Ivelan’ny Akany (KIA) fa nahazo fanomezana maro be avy amin’ny Minisiteran’ny Filaminambahoaka sy ireo mpanohana ary mpiara-miombon’antoka miara-miasa amin’ny Polisimpirenena, tetsy amin’ny Kaomisaria Foibe Tsaralalàna, ny Talata faha 23 Desambra 2025. – Nisy