– Ny 26 desambra 2025, tokony ho tamin’ny 03 ora maraina, nitrangàna vaky trano tao amin’ny fokontany Amboniavaratra, Kaominina Ambovombe Centre, Distrikan’i Manandriana. – Nampandre Polisy avy hantrany ny tompon-trano ka nidina teny an-toerana izy ireo nanao ny fanarahan-dia ireo
