Polisimpirenena miaro sy manampy ny vahoaka -Noho ny fitarainana matetika azon’ny Polisimpirenena avy ao amin’ny CSP 3 Antaninandro amin’ny fisiana mpanendaka sy mpanao sinto-mahery amin’ny faritra Andravoahangy, Ankadifotsy, Ambatomainty sy Anjanahary iny dia nanao angom-baovao sy fanaraha-maso tamin’ireo faritra ireo
