Ady amin’ny tsy fandriam-pahalemana. – Lehilahy roa avy any Berenty ary nivarotra voamaso tao Ranohira no voasambotry ny Polisimpirenena ny 19 Novambra 2025. – Loharanom-baovao avy amin’ny olona tsara sitra-po no nahafahan’ny Polisin’ny Hery Vonjy Taitra (FIP) ao Ranohira nisambotra
