ZAZA KAMBOTIN’NY POLISIMPIRENENA AO AMBATOLAMPY SY NY KAMBOTY IVELAN’NY AKANY : NAHAZO FITAOVAM-PIANARANA SY KOJAKOJA ILAINA AMIN’NY FIANANA ANDAVAN’ANDRO HO ENTINA MIATRIKA NY TAOM-PIANARANA.

Fijerena ny lafiny maha olona – Zaza kamboty 58 avy ao amin’ny Akany Ambatolampy sy 79 avy amin’ireo Kamboty Ivelan’ny Akany (KIA) no nahazo fitaovam-pianarana sy kojakoja ilaina amin’ny fiainana andavanandro toy ny cahier, penina, kitapo, lamba firakotra, akanjo mafana,

NORAISIN’ANDRIAMATOA MINISITRY NY FILAMINAMBAHOAKA IREO MPANAO FANATANJAHANTENA MANANDRATRA AVO NY VONINAHITRY NY POLISIMPIRENENA

Fijerena ny lafiny maha olona -Noraisin’Andriamatoa Minisitry ny Filaminambahoaka, ny Inspecteur Général de Police RAKOTOARIMANANA Herilala, tao amin’ny birao tao Anosy ny Alakamisy 11 Septambra 2025 ireo mpanao fanatanjahantena manandratra avo ny lazan’ny Polisimpirenena. -Araka izany, isan’ny noraisin’Andriamatoa Minisitry ny

RAVAN’NY POLISIMPIRENENA NY FANAFIHANA NATAONA ANDIAN-JIOLAHY TAMIN’NY TRANO FANDRAISAM-BAHINY IRAY LEHIBE TETSY ANKAZOMANGA

Ady amin’ny asan-jiolahy -Naharay antso vonjy tamin’ny finday avy amin’ny mpitantana ny trano fandraisam-bahiny iray tetsy Ankazomanga ny Service Anti-Gang (SAG), ny marainan’ny Alarobia 10 Septambra 2025, nilaza fa nisy trangam-panafihana tao amin’ny toeram-piasàny. -Nirotsaka an-tsehatra avy hatrany ireo ekipan’ny

MATY NANDRITRA NY FIFAMPITIFIRANA TAMIN’NY POLISIMPIRENENA NY JIOLAHY RAINDAHINY MIISA ROA, MPANAO FANAFIHANA MITAM-PIADIANA AO TOAMASINA.

Ady amin’ny asan-jiolahy -Voasakan’ny Polisimpirenena ny fanafihana mitam-piadiana saika ho ataona andian-jiolahy tao Tanamakoa, Toamasina, ny marainam-ben’ny Talata 09 Septambra 2025. -Jiolahy raindahiny miisa efatra (04) mitam-piadiana no nifanehatra tamin’ny Polisin’ny UIR sy ny CSP1 teny an-toerana. -Araka ny fampitam-baovao

FAMPIOFANANA IREO POLISIMPIRENENA MIASA ENY AMIN’NY SERANAM-PIARAMANIDINA IVATO AMIN’NY ADY ATAO AMIN’NY FAMARINAN’OLOMBELONA SY NY FANARARAOTANA ARA-NOFO ATAO AMIN’NY ZAZA TSY AMPY TAONA.

Polisimpirenena miaro sy manampy ny vahoaka. -Nosokafana ny faha 08 septambra 2025 teny amin’ny Toby RAZAFINDRAZAKA Bertin ary haharitra efatra andro ny fampiofanana manokana ho an’ireo Polisimpirenena miasa eny amin’ny seranam-piaramanidina Ivato izay notarihan’ny talen’ny Fikarohana sy Fiofanana Mitohy ao