👉Polisimpirenena manakaiky ny vahoaka ✅Tontosa ny Talata 29 Aprily 2025 ny lanonana fanolorana ny Poste de Police vaovao tao amin’ny Fokontany Tanambao, ao Ihosy, renivohitry ny Faritra Ihorombe. Tonga nanolotra izany tamin’ny fomba ofisialy ny Prefen’Ihosy, Andriamatoa FANOMEZANTSOA Jean Baptiste
