Ady amin’ny fisolokiana ✅Ny tolakandron’ny 02 Aogositra 2025, vehivavy iray no nilaza fa hividy « balle friperie » tamina mpamongady iray tetsy Ambodinisotry. Nilaza izy fa handoa izany amin’ny Mobile Money, ka nisy mpiasan’ilay mpamongady nanaraka azy haka ny vola, teny an-dalana
