– Ady amin’ny tsy fandriam-pahalemana. – Naharitra ela ny asa ratsin’ireto tambajotran’olona mpisoloky ireto. Maro ny olona efa nitaraina ary tena fetsy sy malama izy ireo satria efa ela ihany koa no nikarohan’ny Polisy azy ireo ary izao tratra izao
MINISTERE DE LA SECURITE PUBLIQUE
– Ady amin’ny tsy fandriam-pahalemana. – Naharitra ela ny asa ratsin’ireto tambajotran’olona mpisoloky ireto. Maro ny olona efa nitaraina ary tena fetsy sy malama izy ireo satria efa ela ihany koa no nikarohan’ny Polisy azy ireo ary izao tratra izao
– Ady amin’ny tsy fandriampahalemana. – Nihevitra ity jiolahy ity fa mbola reraky ny fetin’ny Alatsinain’ny Paska ny olona tao an-tanàna ka mora aminy no handeha handroba. – Ny maraim-ben’ny 7 Aprily 2026 tokoa dia nihanika tambohona tokan-trano iray tao
– Tsy mitsahatra ny ady amin’ny tsy fandriampahalemana. Ny Alahady 05 sy Alatsinainy 06 Aprily 2026, vokatry ny fisafoana sy ny fiaraha-miasa akaiky tamin’ny fokonolona, dia jiolahy roa efa malaza amin’ny halatra sy vaky trano no voasambotry ny Polisimpirenena. –
– Nandritra ny fankalazana ny fetin’ny Paska sy ny Alatsinain’ny Paska dia nanatanteraka asa fiarovana sy fanamafisana ny filaminam-bahoaka manerana ireo faritra hiadidiany ny Polisimpirenena. – Nanamarika izany ny fiarovana ireo eglizy sy toerana fitsangatsanganana be olona, ny teny amin’ny
– Ity olona ity dia manan-draharaha eny anivon’ny Polisimpirenena; koa hiangaviana izay mahafantatra azy mba hanatona ny Polisy akaiky azy na hampandreha avy hatrany ny kaomisarian’ny filaminambahoaka ao Ambatondrazaka na ihany koa hiantso ity laharana finday ity : 034 05
– Ity olona ity dia manan-draharaha eny anivon’ny Polisimpirenena; koa hiangaviana izay mahafantatra azy mba hanatona ny Polisy akaiky azy na hanatona ny « Service Central des affaires réservées, ao amin’ny Polisy ekonomika ANOSY, na ihany koa hiantso ireto laharana finday
– Polisimpirenena manakaiky ny vahoaka. – Tsy amin’ny fomba fiasa ihany no mampihatra ny fanakaikezana ny vahoaka ny Polisimpirenena, eo koa ny fanapariahana ny olombelona sy ny fotodrafitrasa ho eny ifotony. Isan’izany ity toeram-piasàna vaovao ho an’ny Polisy ao Mangarivotra
– Lehilahy miisa efatra no voasambotry ny Polisimpirenena ao Mahajanga noho ny heloka samihafa, ny iray tratra nanao fisolokiana; ny iray tratra nidoroka « rôrô »; ny roa ambiny kosa tratra ambodiomby nangalatra kojakojana fiara mipetraka eny amin’ny fiantsonana. –
-Polisimpirenena miisa 7261 no hahetsika manerana an’i Madagasikara, hitandro ny filaminana mandritra ny fetin’ny Paska izao. Miisa 2347 kosa ny Polisy hiasa ho an’ny faritra Analamanga manokana. – Manatanteraka ny asa feno avokoa ireo Polisimpirenena mandritra ny fety ka amin’izao
– Ady amin’ny tsy fandriam-pahalemana – Ny 31 Martsa 2026, lehilahy roa no nampidirina am-ponja vonjimaika ao Tsiroanomandidy vokatry ny fanamboarana basy tsy ara-dalàna tao Atsimo Tsena Tsiroanomandidy. – Raha tsiahivina, ny 27 Martsa 2026 tolakandro, fitaovam-piadiana maro karazana no
– Ady amin’ny tsy fandriam-pahalemana – Ny 31 Martsa 2026, lehilahy iray tompon’antoka tamin’ny halatra moto no voasambotry ny Polisimpirenena miasa ao Fitaleavam-paritry ny filaminambahoaka Alaotra Mangoro. – Nisy moto an’olona avy any Ambatondrazaka no naharaisana fitaraina fa very. Taorian’ny
-Ady amin’ny tsy fandriampahalemana. - Mitohy hatrany ny ezaka ataon’ny Polisimpirenena ao amin’ny Faritra Vakinankaratra amin’ny fanatanterahana ny « Opération Mahomby » . Olona telo nangalatra moto indray no tratran’ny Polisimpirenena. – Ny 11 Martsa 2026 no nisy halatra miaharo vaky trano