– Lehilahy iray 56 taona fantatra fa mitantana klioba ana baolina kitra ao Ampahatra Antsirabe no voasambotry ny Polisimpirenena ny faran’ny herinandro lasa teo noho ny fivarotana zava-mahadomelina eo an-tanàna. – Vaovao avy amin’olona tsara sitra-po no nahafantarana fa miparitaka
