– Ady amin’ny halatra isan-karazany sy ny tsy fandriampahalemana. – Nahitam-bokany ireo fepetra noraisin’ny Polisimpirenena tao Mahajanga nandritra ny fametrahana fandriam-pahalemana tamin’ny fankalazana ny fety faran’ny taona 2025 sy ny taom-baovao 2026. Olona roa amby roapolo (22) no voasambotra noho
