Ady amin’ny fipariahan’ny vola sandoka ✅Taorian’ny fahatrarana vola sandoka tamin’ny ramatoabe 71 taona ny 12 jona 2025, dia olona 03 hafa indray no voasambotra ny 15 jona 2025 rehefa nikasa ny hanaparitaka izany tany Ambatolampy, faritra Vakinankaratra, izy ireo. ➡️Nandritra
