👉 Ady amin’ny tsy fandriampahalemana ✅ Nitrangana halatra moto nataona jiolahy roa mitam-basy teny Anosy akaikin’ny cité Gallois, ny harivan’ny 31 Martsa 2025. Nisy nampandre ny Polisin’ny Kaomisaria Mahamasina ka tonga haingana teny an-toerana, nanampy azy ireo ny avy ao
