FETIM-PIRENENA MALAGASY : IREO SARIN’NY POLISIM-PIRENENA NANAO MATSO TETSY MAHAMASINA

MINISTERE DE LA SECURITE PUBLIQUE
FETIM-PIRENENA MALAGASY : IREO SARIN’NY POLISIM-PIRENENA NANAO MATSO TETSY MAHAMASINA
✅ Ampahafantarina isika izay miomana amin’ny fikarakarana antontan-taratasy amin’ny fiatrehana ny fanadinana hidirana ho Polisy fa mihemotra ho amin’ny 10 jona ny farany fanaterana antontan-taratasy. ✅ Araka izany dia mihemotra ho amin’ny 9 sy 10 jolay ihany koa ny fanatanterahana
✅ Tokony ho tamin’ny 10 ora sy sasany alina tetsy Namontana no nifampitifitra ny Polisy sy ny jiolahy mpanao fanafihana mitam-piadiana eny an-toerana. ✅ Vokany, lavo teo noho eo ny jiolahy nitana basy vita gasy niaraka amin’ny bala raha tafatsoaka
BC2 – SECMIN – MOTO NISY NANGALATRA TEO IVELAN’NY FITSARANA ANOSY : TRATRA TEO AM-PANOSEHANA AZY ILAY LEHILAHY ? Moto nipetraka teo amin’ny fitsarana no natosik’ity lehilahy tsimoramora ka tsy hitan’ny tompony intsony ny nisy azy . ?♂️ Polisy miasa
FANKALAZANA NY FETIN’NY FAHALEOVANTENA – KERIMESY LEHIBE ETSY BETONGOLO : MANDRAY ANJARA MAVITRIKA NY POLISIM-PIRENENA ✅ Kerimesy lehibe ahitana kilalao maro samihafa sy sakafo isan-karazany hamalifaliana ny vahoaka Malagasy no tanterahin’ireo Mpitandro ny filaminana ( Miaramila – Zandary – Polisy
POLISIM-PIRENENA – CEPE : POLISY MIISA 150 NO HIARO IREO ANKIZY MPANALA FANADINANA ETO ANTANANARIVO RENIVOHITRA ✅ Vao maraina dia efa miatrana eny amin’ny toeram-panadinana ireo Polisy miisa 150 vonona hiaro ireo ankizy mpanala fanadinana amin’ity androany ity. ?♂️ Ny
DRFC – FANATSARANA NY ASAN’NY POLISIM-PIRENENA : NAHAZO FIOFANANA IREO POLISY MISAHANA NY ADY AMIN’NY ZAVA-MAHADOMELINA ✅ Hanampy betsaka ny Polisy amin’ny ady ataony amin’ny zava-mahadomelina ny fanomezana fampiofanana azy ireo hanampy amin’ny fifehezana ny asany. ?♂️Miisa 24 ireo Polisy
CSP4 – POLISY MIARO SY MANAMPY VAHOAKA : TERAKA TAO ANATY FIARAN’NY POLISY ILAY RENIM-PIANAKAVIANA NOENTINA HAMONJY TOERAM-PITSABOANA ???Dia an-tongotra amin’ny 02 ora maraina no noentin’izy mianakavy kely namonjy toeram-pitsaboana satria andeha hiteraka ilay renim-pianakaviana. Fiarana Polisy nanao sakana tetsy
BC4 – SAG – CSP MORAMANGA – GN ANJIRO – FAMONOANA AN’I SANNIE : RESA-PITIAVANA NO NAMONOANA AZY ✅ Famonoana efa voaomana no nahazo an’ny Sannie 21 taona izay voalaza fa tsy hita ny Alatsinainy teo ary nandefasana ombay mitady
FIP – ZAZALAHY KELY 6 TAONA TSY NISY NAKA TANY AM-PIANARANA : NY POLISY INDRAY NO NANATITRA ILAY ZAZA TANY AN-TRANO ? Amin’ny 07 Ora hariva ity zazakely 06 taona ity no nijanona irery tao am-pianarany tsy mbola nisy naka
SAG – TANTSAHA SAIKA VOAENDAKA VAO MARAINA TETSY NAMONTANA : LAVON’NY BALAN’NY POLISY ILAY JIOLAHY NIARAKA TAMIN’NY ANTSY BE SY FANAFODY GASY ✅ Tantsaha nitondra entana vao maraina mandalo eny Namontana no saika notrobaran’ity lehilahy ny antsy be . Polisy
FILAZANA HO AN’NY KANDIDA HANDRAY ANJARA AMIN’NY FIFANINANANA HANDRAISANA MPIANATRA HO POLISY, SESSION 2021-2022 ILAZANA NY BE SY NY MARO FA NIHEMOTRA AMIN’NY 09 SY 10 JOLAY 2022 NY DATY HANAOVANA NY FANADINANA, ARAK’IZANY DIA NIHEMOTRA NY 10 JONA 2022