➡️Lehilahy avy ao Ampasika Mahajanga, nidaroka zazavavy kely 2 taona zana-badiny no nosamborin’ny Polisy avy ao amin’ny Sampandraharaham-paritra misahana ny fanenjehana fandikan-dalàna ao Boeny ny 5 Febroary 2025. Rehefa nanontaniana ny anton’izany izy dia nambarany fa mitomany matetika Ilay zaza
