ILAZANA NY BE SY NY MARO FA NY FIFANINANANA ANDRAISANA HO MPIANATRA « COMMISSAIRES DE POLICE, OFFICIERS DE POLICE, INSPECTEURS DE POLICE ARY AGENTS DE POLICE » TAONA 2020 – 2021 DIA EFA NISOKATRA KA HIFARANA NY 20 JANOARY 2021.

MINISTERE DE LA SECURITE PUBLIQUE
ILAZANA NY BE SY NY MARO FA NY FIFANINANANA ANDRAISANA HO MPIANATRA « COMMISSAIRES DE POLICE, OFFICIERS DE POLICE, INSPECTEURS DE POLICE ARY AGENTS DE POLICE » TAONA 2020 – 2021 DIA EFA NISOKATRA KA HIFARANA NY 20 JANOARY 2021.
HISY NY LAMINA VAOVAO HAPETRAKY NY POLISIM-PIRENENA INDRINDRA EO AMIN’NY LAFINY FIVEZIVEZEN’NY MPAMPIASA LALANA Raha mbola tsy mivoaka tanteraka amin’ny fihibohana ny eto Analamanga dia tsikaritra fa efa mitohana sahady ny fifamoivoizana eto an-drenivohitra na dia mbola tsy miasa aza
Teratany vahiny mpizaha tany iray tany toliara no tratran’ny Polisy misahana ny zaza tsy ampy taona nanao firaisana ara-nofo niaraka amin’ny zaza vao 14 taona tao amina hotely iray any an-toerana. Nosamborina avy hatrany ity vazaha ity ary noentina natao
Tra-tehak’ity Polisy vehivavy ity ny mpanendaka iray raha hitany avy nanao herisetra sy nanendaka ramatoa 01 nitondra finday tetsy akaikin’ny sacre coeur beryl rose Toamasina. Tsy nampoizin’ity mpanendaka ity tokoa ny fomba fihetsik’ilay Polisy vehivavy nisambotra sy nifehy azy ka
TALE VAOVAO ETO ANIVON’NY MINISITERAN’NY FILAMINAM-BAHOAKA : VONONA HANOHY NY EZAKA EFA VITA ARY HAMPIAKATRA AVO NY VONINAHITRY NY POLISIM-PIRENENA. Tontosa androany faha 11 Aogositra 2020 maraina ny famindram-pahefana teo amin’ireo tale isan-tsokajiny eo amin’ny Ministeran’ny filaminam-bahoaka izay vao voatendry
Henjana ilay fihibohana lavareny, miteraka fahasahiranana ho an’nyrehetra. Raha tiantsika ny hiala haingana amin’ity fihibohana ity dia ndao hiara-mientana amin’ny fanarahana ireo lamina sy fepetra napetraka handresena ity aretina COVID 19 ity. – Aza mivoaka ny trano raha tsy tena
Henjana ilay fihibohana lavareny, miteraka fahasahiranana ho an’nyrehetra. Raha tiantsika ny hiala haingana amin’ity fihibohana ity dia ndao hiara-mientana amin’ny fanarahana ireo lamina sy fepetra napetraka handresena ity aretina COVID 19 ity. – Aza mivoaka ny trano raha tsy tena
Gaga ireo mpivarotra eo Analakely rehefa nozarain’ny Polisy kifafa tsirairay kanefa dia misaron-tava tsara avokoa izy rehetra. Tsy fanasaziana akory ny natao fa fampianarana ireo mpivarotra hadio indrindra amin’izao fiparitahan’ny valan’aretina izao. Tsy voatery hanasazy ny Polisy fa manabe ny
CSP8 ANALAMAHITSY : NAHAZO FANKASITRAHANA TAMIN’NY LEHIBENY ILAY POLISY NAMONJY OLONA LANAKY NY HANOHANANA Andro vitsivitsy lasa izay, dia nisy nanaparitaka tamin’ny tambazotran-tserasera FB ny Polisy iray nanampy olona iray lanaky ny hanohanana hitany teny anaty tanàna nandritra ny fisafoana
Ekena ny fanaovanataingin-droa amin’ny MOTO ho an’ny olona tsy maintsy miaraka na tsy afaka misaraka fa ataovy ara-dalàna ny taratasin’ny MOTO, manaova aroloha, aza hadinoina ny taratasy fanamarinana ny rohim-pihavanana na ny taratasy famitana iraka miaraka ho an’ny mpiasa ;
CSP3 ANTANINANDRO : MPANENDAKA MIISA 02 TRATRA TETSY ANELAKELAN-TRANON’ANDRAVOAHANGY Angom-baovao tamin’ireo olona tsara sitrapo no nahazoana ireto mpanendaka miisa 02 teny an’elakelan-trano miditra ny looks Andravoahangy iny. Tsy afaka nandositra intsony ireto olon-dratsy ireto fa nisy Polisin’ny boriborintany fahatelo avokoa
Tsy kivy ny Polisy na maro aza ireo olona tsy manara-dalàna manamora ny fiparitahan’ilay valan’aretina eny anivon’ny fiaraha-monina rehetra eny. Tompona baby foot miisa 02 no voasambotry ny Polisy tetsy Andohatapenaka rehefa fantatra fa mampitangorona olona eny an-toerana ireto kilalao