Ady amin’ny fipariahan’ny zava-mahadomelina
➡️Ny 16 jona 2025 maraina, lehilahy miisa 02 handeha hivarotra rongony tao Mananara Avaratra niainga tao Analanampotsy no voasambotry ny Polisimpirena tanaty taxibrousse rehefa nandalo tamin’ny sakana nataon’ny Polisy.
➡️Tangozana rongony miisa 40 kasaina ho amidy ao Mananara Avaratra no tratra tany amin’ireto roalahy ireto ka nentina avy hatrany tany amin’ny biraon’ny Polisy izy ireo mba hanaovana fanadihadiana.

LEHILAHY MIISA 02 NITONDRA RONGONY TAMIN’NY TAXIBROUSSE VOASAMBOTRY NY POLISY TAO MANANARA AVARATRA

Vous pourrez aussi aimer