Fijerena ny lafiny maha olona
– Notanterahina tao amin’ny Kaomisarian’i Manja ny marainan’ny alatsinainy 25 Aogositra 2025, ny lanonana fanolorana fankasitrahana ho an’ireo Polisimpirenena mendrika tamin’ ny asa nataony amin’ny fiarovana sy fanampiana ny vahoaka.
– Ireo taratasy fankasitrahana dia avy amin’ny Minisiteran’ny Filaminambahoaka ary natolotra hoan’ireo Polisimpirenena miisa sivy (09) izay nahavita asa mendrika sy nampiseho fahafoizan-tena teo amin’ny sehatry ny asany.
– Natao indrindra ho fanohanana sy fankasitrahana ho an’ireo Polisy izay mitana andraikitra lehibe sy manao ny ainy tsy ho zavatra amin’ny fitandroana ny filaminana sy ny fandriampahalemana any an-toerana izao.

NOTOLORANA FANKASITRAHANA MANOKANA IREO POLISIMPIRENENA MENDRIKA AMIN’NY ASA TAO MANJA, FARITRA MENABE

Vous pourrez aussi aimer