USI – POLISY MIARO SY MANAMPY VAHOAKA : JIOLAHY MITAM -BASY SAIKA HANAO FANAFIHANA TETSY ANDRONDRA , LAVON’NY BALAN’NY POLISY IZY IREO

✅️ Mahery vaika ny fifandonana nisy teo amin’ny Polisy sy ireo Jiolahy mitam-basy saika hanao fanafihana tokantrano iray tetsy Androndra.
? Tamin’ny misasak’alina teo no sendran’ny Polisy manao fisafoana ireto jiolahy ireto. Nifanehitra teo ny roa tonta ka lavo teo noho eo ny jiolahy miisa 04 .
✅️ Mbola tratra teny amin’izy ireo ny basy lava sy ny Poleta feno bala nampiasain’ireto olon-dratsy .?‍♂️ Mitohy ny fiarovana sy fanampiana ny vahoaka ataon’ny Polisim-pirenena.

USI – POLISY MIARO SY MANAMPY VAHOAKA : JIOLAHY MITAM -BASY SAIKA HANAO FANAFIHANA TETSY ANDRONDRA , LAVON’NY BALAN’NY POLISY IZY IREO

Vous pourrez aussi aimer