FIAROVANA NY MPAMPIASA LALANA AMIN’NY LOZAM-PIFAMOIVOIZANA : MPAMILY FIARA MIISA 07 SY MPITONDRA MOTO 01 TRATRA’NY POLISY NANDRAY ZAVA-PISOTRO MAHAMAMO BE LOATRA

Ho fiarovana ny ain’ireo mpampiasa lalana amin’ny lozam-pifamoivoizana indrindra amin’izao ankatoky ny fety izao dia misy hatrany ny fanaraha-maso ataon’ny Polisy amin’ireo mpamily amin’ny alalan’ny fijerena ny tahan’ny alikaola ao anatin’izy ireo.

Mpamily fiara miisa 50 no tratran’ny fitiliana ka ny 07 nahitana tahana alikaola mihoatra ny tokony ho izy

Ho an’ny mpitondra moto dia 01 no nahitana Izany

Ho an’ny mpitondra bisikileta kosa dia 03 no tratran’ny Polisy tsy nisy catadioptre .

Ny Polisim-pirenena dia manentana antsika mpampiasa lalana hitandrina fa izay tonga ihany hono no arabaina ary aleo misoroka toy izay mitsabo indrindra amin’izao ankatoky ny Asaramanitra izao

FIAROVANA NY MPAMPIASA LALANA AMIN’NY LOZAM-PIFAMOIVOIZANA : MPAMILY FIARA MIISA 07 SY MPITONDRA MOTO 01 TRATRA’NY POLISY NANDRAY ZAVA-PISOTRO MAHAMAMO BE LOATRA

Vous pourrez aussi aimer