DRSP ATSIMO ATSINANANA : NAHAZO MOTO MIISA 03 HOENTINA MANATSARA NY FOMBA FIASA

✅ Moto cross miisa 03 no azon’ny Polisim-pirenena miasa any amin’ny faritra Atsimo Atsinanana avy amin’ny solombavam-bahoaka Raherijaona Reginna Clarisse .
✅Hanampy betsaka amin’ny fahafainganan’ny asa indrindra amin’ny famonjena ny vahoaka ny fanomezana fitaovana ho an’ny mpitandro ny filaminana .
✅Isaorana sy ankasitrahana ny fifanampiana toy izao hahafahana mametraka ny fandriam-pahalemana maharitra izay vina napetraky ny fitondram-panjakana.

DRSP ATSIMO ATSINANANA : NAHAZO MOTO MIISA 03 HOENTINA MANATSARA NY FOMBA FIASA

Vous pourrez aussi aimer