FIFANINANA HIDIRANA HO POLISIM-PIRENENA

Ny Minisiteran’ny Filaminam-bahoaka dia milaza amin’ny besinimaro fa misokatra ny fifaninanana handraisana mpianatra ho Polisim-pirenena taona 2020. Nv fifaninanana dia hotanterahana ny 27 sy 28 février 2021. Ny fotoana farany fanaterana ny antontan-taratasy ilaina @ fandraisanao Anjara @ fifaninanana dia ny 20 janoary 2021 @ 4 Ora hariva, ao @ Service Central du Recrutement de la Police Nationale Anosy Antananarivo na any @ ireo Direction Régionale de Sécurité Publique. Ny andinindininy rehetra mikasika ny fifaninanana dia ho hita amin’ny peta-drindrina eny amin’ ireo biraon’ny polisy manerana ny Nosy. Malalaka ny fotoana fikarakaranao sy fanaterana ny antontan-taratasy ilaina ka aza miandry @ fotoana farany. Misaotra tompoko.

FIFANINANA HIDIRANA HO POLISIM-PIRENENA

Vous pourrez aussi aimer