EKOLY AMBONY NY POLISIM-PIRENENA IVATO – ANDIANY MANDRESY : 49 MIANADAHY NIVOAKA HO MANAMBONINAHITRY NY POLISIM-PIRENENA

Ny faha 27 Novambra 2020 no natao ny lanonana famoahana ho Polisy ny Andiany « MANDRESY » . Miisa 49 mianadahy izy ireto ka ny 29 amin’izy ireo dia nivoaka ho « Officier de Police » izay nahitana vehivavy tokana , raha toa kosa ka 20 mianadahy no nivoaka ho « Commissaire de Police » izay nisy vehivavy miisa 03.
Ny fianakaviam-ben’ ny Polisim-pirenena dia mirary soa amin’ny adidy mavesatra izay miandry azy ireo indrindra amin’ny fiarovana sy fanampiana ny vahoaka Malagasy.

SEKOLY AMBONY NY POLISIM-PIRENENA IVATO – ANDIANY MANDRESY : 49 MIANADAHY NIVOAKA HO MANAMBONINAHITRY NY POLISIM-PIRENENA

Vous pourrez aussi aimer