đźVoasambotry ny Polisy miasa ao aminâny CSP4 tetsy Anatihazo Isotry ny lehilahy iray 46 taona ny alin’ny 01 desambra 2024 tokony ho tamin’ny 03 ora maraina noho ny resaka halatra. đManohy ny ezaka fampandriam-pahalemana ny faritra iadidiany hatrany ny Polisimpirenena.
