đAdy amin’ny fiparitahanâny zava-mahadomelina dia manohy ny hetsika hamongorana an’ireo mpamatsy, mpivarotra sy ny mpanjifa ny Polisimpirenena. đźNahitam-bokany izany, ka lehilahy miisa 03 no voasambotra; ny lehilahy roa tratra tetsy Antsahameva izay mbola nahitana rongony Skunk 30 fonosana. Ny lehilahy
