đźAndroany Alahady faha 08 Desambra 2024, tamin’ny 9 ora maraina ny fidirana ho an’ireo Mpianatra sokajy  » Agent de Police  » raha ny faha ny 24 Novambra 2024 lasa teo no niditra ireo Mpianatra sokajy  » Inspecteur de Police « ,

MINISTERE DE LA SECURITE PUBLIQUE
đźAndroany Alahady faha 08 Desambra 2024, tamin’ny 9 ora maraina ny fidirana ho an’ireo Mpianatra sokajy  » Agent de Police  » raha ny faha ny 24 Novambra 2024 lasa teo no niditra ireo Mpianatra sokajy  » Inspecteur de Police « ,
đźMitohy hatrany ny ezaka ataonâny Polisimpirenena aminâny fanenjehana ireo mpifoka sy mpivarotra zava-mahadomelina. Lehilahy iray no tra-tehaka teo am-pivarotana rongony teny Ampasika ny 04 desambra 2024. đNahitana fonosana miisa 102 teny aminy rehefa natao fisavana. Taorianâny famotorana dia natolotra ny
đźVoasoroky ny Polisimpirenena miasa ao amin’ny DRSP ANDROY ny halatra omby saika hatao ary vaky nandositra ireo dahalo tao MAHAVELO, AMBOVOMBE ny 04 desambra 2024. đTaminâny 10 ora alina no naharay antso avy ao amin’ny Fokontany MAHAVELO, CU AMBOVOMBE ny