FIVAPOVA – FIVAZA – FIVAMI:NATOMBOKA TAMIN’NY FOTOAM-PIVAVAHANA IRAISAM-PINOANA TETSY AMIN’NY CHAPELLE MILITAIRE AMPAHIBE NY FANOKAFANA NY FANKALAZANA NY ANDRO IRAISAM-PIRENENA HO AN’NY VEHIVAVY

➡️ Tonga maro niombom-bavaka tao amin’ny « Chapelle Militaire Ampahibe » ny talata 04 Martsa 2025 ireo fikambanan’ny vadin’ny mpitandro ny filaminana sy mpitandro ny filaminana vehivavy, mivondrona ao amin’ny FIVAPOVA, FIVAZA ary FIVAMI. Tafiditra tanteraka ao anatin’ny fankalazana ny andro iraisam-pirenena

DFIP FIP ANTANIMORA

➡️ Nandritra ny fanatanterahana ny fanangan-tsaina izay ataon’ny Polisimpirenena isaky ny Alatsinainy teny amin’ny toby RAZAFINDRAZAKA Bertin Antanimora dia tonga nanotrona sy nanome voninahitra izany ny Minisitry ny Filaminam-bahoaka, ny Inspecteur Général de Police RAKOTOARIMANANA Herilala. Notokanana tamin’ity fotoana ity

MSP CARAVANE MÉDICALE : »SAROBIDY NY AIKO » ANDIANY VOALOHANY AMIN’ITY TAONA 2025 ITY, MANDRAY ANJARA MAVITRIKA NY POLISIMPIRENENA AMIN’NY ALÀLAN’NY BRIGADE FÉMININE DE PROXIMITÉ (BFP

👉 Manana tolotra manokana ho an’ny vahoaka ny Polisimpirenena mandritra ity hetsika ity caravane médicale : « Sarobidy ny aiko » ity. Anisan’izany ny fanentanana momba ny ady atao amin’ny herisetra mifototra amin’ny maha-lahy na maha-vavy (VBG), ary ny heloka mamoafady, indrindra

MSP DCM: NATOMBOKA ANDROANY ARY HAHARITRA ROA ANDRO NY FIVORIAN’IREO KOMITY MPANARAMASO NY FIFINDRAMONINA ARAKA ASA, IRAISAN’NY MINISITERA MISAHANA IZANY

➡️ Miompana tanteraka amin’ny fampivondronana sy fandrindràna asa an’ireo mpikambana ao amin’ny komity mpanaramaso ny fifindra-monina arak’asa any ivelany ity fivoriana natomboka androany 25 Febroary 2025 ity, tetsy amin’ny Fitaleavana misahana ny Fikarohana sy ny Fiofanana Mitohy (DRFC) Antanimora. ➡️

MSP_DRFC: NATOMBOKA TAMIN’NY FOMBA OFISIALY NY 19 FEBROARY 2025 NY FIANARANA TENY SINOA HO AN’NY POLISIMPIRENENA

👉 Vokatry ny fiaraha-miasa eo amin’ny Masoivohon’ny Sina sy ny Minisiteran’ny Filaminam-bahoaka, no nahafahan’ny Polisimpirenena misitraka ny fianarana teny sy kolontsaina Sinoa izay hatao etsy amin’ny Camp Contrôleur Général de Police RAZAFINDRAZAKA Berthin etsy Antanimora. 👮‍♀️ Polisy avy amin’ny sampan-drahaharaha