MINISTERE DE LA SECURITE PUBLIQUE
✅Fonosana rongony sy fehina rongony milanja 600 grama no tra-tehaky ny Polisy miasa ao amin’ny fitaleavam-paritry ny filaminam-bahoaka ao DIANA tao an-tranona vehivavy iray ao Ambodimagnary ny 04 Janoary 2025 lasa teo. 👉Loharanom-baovao avy amin’olona tsara sitrapo, no nahafantarana ny
👉Ny 02 Janoary 2025 lasa teo, dia naharay fitoriana noho ny vaky trano izay niseho tao Tsimbazaza ny avy ao amin’ny Komisaria Boriboritany Fahadimy Mahamasina. Lehilahy iray mpiasa tao amin’ity toeram-pisakafoanana teo aloha no nipetrahan’ny ahiahy tamin’izany, ary voalaza tao
📆Amin’izao fiandohan’ny taona 2025 izao dia nanatontosa fidinana ifotony tany amin’ireo rafi-pitantanana sy Sampandraharaha misy eto Antananarivo ny Minisitry ny Filaminam-bahoaka, ny Contrôleur Général de Police RAKOTOARIMANANA Herilala sy ireo tompon’andraikitra ambony mpiara-miasa aminy ny 02 sy ny 03 janoary
👉Voasoroka ny vaky trano nokasain’ny lehilahy iray 29 taona teny ambolokandrina ny 2 Janoary 2025 tamin’ny 1 ora maraina. 👮Mbola teo am-panaovana ny asa ratsiny ity mpamaky trano ity no tonga teny an-toerana ireo Polisy miasa ao amin’ny CSP2 Ambohijatovo,
🚔🚔 Nanatanteraka fidinana ifotony teto an-drenivohitra ireo tompon’andraikitra ambony eo anivon’ny Polisimpirenena ny alin’ny 31 Desambra 2024, izay notarihan-dRamatoa Sekretera Jeneralin’ny Ministeran’ny Filaminam-bahoaka, ny Contrôleur Général de Police RANDRIAMBELO Mandimbin’ Ny Aina sy Andriamatoa Tale Jeneraly, ny Contrôleur Général de