POLISIMPIRENENA AVY AMIN’NY ANDIANY HASINA : MANKALAZA NY FAHA 10 TAONANY

đź’’Teny amin’ny Chapelle Militaire Ampahibe no nanokafana tamin’ny fomba ofisialy ny Jobily fankalazana ny faha-folo taona nivoahan’ny andiany HASINA avy ao amin’ny ENIAP ny sekoly, ka nidiran’izy ireo tao amin’ny fianakaviam-ben’ny Polisimpirenena. Fanompoam-pivavahana iraisam-pinoana araka izany no nanombohan’ny andiany HASINA

FANKALAZANA NY FETIN’NY FAHALEOVAN-TENA 2025 : NATOMBOKA TAMIN’NY FIFANINANANA ARA-PANATANJAHANTENA HIARAHAN’NY HERY FIAROVANA SY FILAMINANA

âś…Nosokafana androany, Talata 29 Aprily 2025, teny amin’ny Toby RATSIMANDRAVA ny fifaninanana ara-panatanjahantena izay hiarahan’ireo Hery Fiarovana sy Filaminana, ahitana ny Polisimpirenena malagasy, ny Tafika malagasy ary ny Zandarimariam-pirenena malagasy. Tafiditra anatin’ny fanomanana sahady ny Fetim-pirenena malagasy izao hetsika ara-panatanjahantena

ATRIKASAM-PIRENENA ENTINA MAMOLAVOLA NY RAFI-DALANA NASIONALY MIFEHY NY FANARAHA-MASO NY VAROTRA SY FIFANAKALOZANA MANAN-DANJA AMIN’NY SEHATRA SIVILY SY MIARAMILA

âś… Nanomboka androany teny Ankorondrano ny atrikasam-pirenena entina mamolavola ny rafi-dalĂ na nasionaly mifehy ny fanaraha-maso ny varotra sy fifanakalozana manan-danja amin’ny sehatra sivily sy miaramila. âś… Tonga nanokatra ny fotoana ny Minisitry ny Foloalindahy, ny Jeneraly SAHIVELO Lala Monja Delphin.

MINISITRY NY FILAMINAMBAHOAKA : NITSIDIKA NY ENIAP ANTSIRABE

đź‘®Nanatanteraka fitsidihana tao amin’ny sekoly fampiofanana Agent sy Inspecteur de Police, na ny ENIAP Antsirabe andriamatoa Minisitry ny Filaminam-bahoaka, ny Inspecteur GĂ©nĂ©ral de Police RAKOTOARIMANANA Herilala ny 26 Aprily 2025. Nihaona mivantana sy nitafa tamin’ireo mpampiofana rehetra teo anivon’ny ENIAP

FILAZANA FIKAROHANA:ANDRIAMBELOMANANA Ainasolonomena Jaonirina

Ity olona ity dia manan-draharaha eto anivon’ny Polisimpirenena, Raha misy mahita azy dia hasaina am-panajĂ na hanatona ny biraon’ny Polisy akaiky azy indrindra na hampandre ny Sampan-draharaham-paritry ny Polisy misahana ny fikarohana fandikan-dalĂ na$ Atsimo Andrefana, na miantso avy hatrany amin’ireto laharana

FISOROHANA NY LOZAM-PIFAMOIVOIZANA MANDRITRA NY FETIN’NY PASKA : MIARA-MISALAHY IREO MPIANTSEHATRA, AMIN’NY FANENTANANA IREO MPAMPIASA NY ARABE, MBA HITANDRINA SY HO MAILO

👉 Fisorohana ny lozam-pifamoivoizana, fanabeazana amin’ny fanarahan-dalàna 🛣️ Amin’izao mahabetsaka ny mpampiasa lalana izao dia manao hetsika manokana ireo mpiantsehatra isan-tokony anatin’ny fandrindràna ny fifamoivoizana eto amintsika, nanomboka ny marainan’ny Sabotsy 19 Aprily 2025 ; hetsika fanentanana lehibe momba ny

HERINANDRO MASINA : MANDRAY NY ANDRAIKITRA FENO NY POLISIMPIRENENA AMIN’IREO FARITRA HIADIDIANY, MBA HISOROHANA NY TRANGANA TSY FANDRIAMPAHALEMANA

👉 Polisy miaro sy manampy ny vahoaka ➡️Ao anatin’ny toerana hiadidian’ny Polisimpirenena manokana dia samy ahitàna ny Polisimpirenena manatanteraka ny asany avokoa ireo fiangonana manao fotoam-bavaka amin’ny hariva anatin’izao Herinandro Masina izao ; ankoatran’ny fitandroana ny filaminana eo amin’ny manodidina