👮‍♀️ Polisy vehivavy miisa 17 no handrafitra ny « Brigade Feminine de Proximité » ao amin’ny Fitaleavam-paritry ny Filaminam-bahoaka Ihorombe. Sampan-draharaha iray mifantoka sy hanampy bebe kokoa amin’ny fandraisana an-tanana ireo vehivavy niharan’ny herisetra sy fanentanana hisorohana ny herisetra mifototra
