POLISIMPIRENENA AVY AMIN’NY ANDIANY HASINA : MANKALAZA NY FAHA 10 TAONANY

đź’’Teny amin’ny Chapelle Militaire Ampahibe no nanokafana tamin’ny fomba ofisialy ny Jobily fankalazana ny faha-folo taona nivoahan’ny andiany HASINA avy ao amin’ny ENIAP ny sekoly, ka nidiran’izy ireo tao amin’ny fianakaviam-ben’ny Polisimpirenena. Fanompoam-pivavahana iraisam-pinoana araka izany no nanombohan’ny andiany HASINA

FANKALAZANA NY FETIN’NY FAHALEOVAN-TENA 2025 : NATOMBOKA TAMIN’NY FIFANINANANA ARA-PANATANJAHANTENA HIARAHAN’NY HERY FIAROVANA SY FILAMINANA

âś…Nosokafana androany, Talata 29 Aprily 2025, teny amin’ny Toby RATSIMANDRAVA ny fifaninanana ara-panatanjahantena izay hiarahan’ireo Hery Fiarovana sy Filaminana, ahitana ny Polisimpirenena malagasy, ny Tafika malagasy ary ny Zandarimariam-pirenena malagasy. Tafiditra anatin’ny fanomanana sahady ny Fetim-pirenena malagasy izao hetsika ara-panatanjahantena